|
|
|
|

Entry1  maneno akoho
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  maneno, akoho
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ilazana fotoana maraimbe (toy izany koa ireto manaraka ireto: maneno akoho tokana, maneno sahona)
Explanations in English  5  [1.7] cock crow in the morning
Explanations in French  6  [1.8] au chant du coq le matin
7  [2.415] Au chant du coq : la nuit est aux deux tiers.
Examples  8  [1.1] Vao maneno akoho no lasa izy
9  [2.470] naneno akoho voalohany tamin' izay.
All compound words 
Vocabulary  11  Time

Updated on 2025/09/12